Présentation
BETELA
​
Teny Hebreo no niavian'ny Betela :
BETH izay midika hoe Trano sy EL izay midika hoe Andriamanitra.
Tranon'Andriamanitra no dikany ary izay no maha-Fiangonana ny Fiangonana.
​
«Ary andeha hiainga isika ka hiakatra any Betela; ary hanao alitara any aho ho an’Andriamanitra Izay nihaino ahy tamin’ny andron’ny fahoriako ary nomba ahy tamin’ny làlana izay nalehako»
(Genesisy 35: 3)
​
«Nous nous lèverons et nous monterons à Béthel. Là, je construirai un autel en l’honneur du Dieu qui m’a répondu lorsque j’étais dans la détresse et qui a été avec moi pendant le voyage que j’ai fait»
(Genèse 35 :3)
FAHAMARINANA
​
« Andriamanitra dia Fanahy, ary izay mivavaka Aminy
tsy maintsy mivavaka amin'ny Fanahy sy Fahamarinana. »
(Jaona 4 :24)
« Dieu est Esprit, ceux qui L'adorent, doivent L'adorer
en étant guidés selon son Esprit et selon sa Vérité. »
(Jean 4 :24)
le bureau
Selasoa
RANDRIAMAHAZAKA
Pasteure Présidente du bureau
Zoly RAZAFINDRAMBOA
Trésorière
Hanitra
RAHARINELINA
Secrétaire administrative
Tsiory RAMANDIAMANANA
Secrétaire financier