top of page

Bienvenue 

Logo FJKM blanc.png

FJKM
BETELA FAHAMARINANA

PARIS

Que la Grâce de notre Seigneur Jésus-Christ

soit avec vous.

L’Église est heureuse de vous accueillir sur ce site en témoignage

à Jésus-Christ. 
Nous serons heureux

de pouvoir louer avec vous notre Seigneur pour

son Amour incommensurable.

About
"Dieu est Esprit, et il faut que ceux qui l'adorent l'adorent en esprit et en vérité."
Jean 4:24

"Aza mahafoy ny fiarahantsika miangona"  Hebreo 10:25

mot du pasteur Avril 2024.jpg

Fampahafantarana - Informations  2024

Interne

Catéchuménat et école de dimanche après les cultes

Externe

 SAMM SP37

Cours jeudi 24 avril à 19h30

Dernier cours le vendredi 26 avril à 19h30

Mikasika ny fanadinana :

Ny asabotsy 4 mai ny daty hanaovana ny fanadinana  @ 14h-18h

Ny taranja efatra no hanadinana :

Testamenta taloha, Testamenta vaovao,Dogmatika ary

Pratika (fanomanan-desona sy 5mn)

Fampahatsiahivana ireo fepetran'ny famoahana :

1- fahazotoana manatrika ny fiofanana

2- Naotin'ny fanadinana

3-Fanatrehana ny fanateram-piofanana mandritra ny roa andro mialohan'ny famoahana izany hoe ny 30 sy 31 mai.

Famoahana ny asabotsy 1 jona hariva

STK SP37

Soirée de louanges et de prière "TANORA MITONDRA FIADANANA"

Atalata 7 may - IDF

Asabotsy 11 may - Nantes  Journée STK Fampiofanana ny tompon'andraikitra rehetra

Alahady 12 mai (Rennes) sy 2 jona (Suisse)

TANORA ANDRIN'NY FIANGONANA SY NY FIARAHA-MONINA

Asabotsy 25 mai -IDF : rencontre sportive

SEFALA SP37

1- Asabotsy 27 aprily - Fidiran'ny fampianarana Taona T2 mpiomana sy mpitoriteny hatao ao YERRES @ 9h-18h

2- Asabotsy 4 may - Fidiran'ny Taona T1 (fisoratana anarana sy fianarana)

3- Asabotsy 18 may - Fanompoan-pivavahana fanokafana ny taom-pianarana 2024/2025

FANAVAOZANA SAMPANA SP37

Alarobia 1 may tolak'andro ao @ Fjkm Montrouge Paris Fiorenana

64 avenue maurice arnoux MONTROUGE

9h : Fanompoam-pivavahana

10h-11h : SA SP37

11h-12h : VPL SP37

12h-13h : SaMpaTI SP37

13h-14h : Dorkasy SP37

14h-15h : SaFIF SP37

15h-16h : SLK SP37

16h-17h : STK SP37

Isan-kerintaona SASP37 le Samedi 07 octobre à 10h30 à l'église Saint-Jean Bosco 29 avenue henri dunant 77100 Meaux 

LOHAHEVITRA VOLANA aprily 2024
"manazava ny mpino ny tompo"
Aprily_2024_mg.png
bottom of page