top of page

 

FIANGONAN’I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA

SYNODAMPARITANY VATO FEHIZORO AMPITANDRANOMASINA

FITANDREMANA :  BETELA FAHAMARINANA PARIS

SAMPANA TANORA KRISTIANA

« Mandehana ianareo ka ataovy mpianatro ny firenena rehetra » (Matio 28 : 19a)

« Allez faites de toutes les nations des disciples » (Matthieu 28 : 19 a)

 

Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana ary ny STK dia faly manasa antsika hanatrika ny

SEMINERA HO AN’NY TANORA izay hatao ny sabotsy 18 jona 2022 ao amin’ny Eglise Sainte Monique 55 Avenue Louis Pasteur 92220 Bagneux manomboka amin’ny 18h30

Famelabelaran-kevitra arahina famaliana fanontaniana mitondra ny lohateny hoe :

« NY FIANGONANA SY NY KOLOTSAINA »

« L’EGLISE et la CULTURE »

Toy izao ny fandaharam-potoana amin’izany :

  • 18h15-18h30 : Fandraisana ireo vahiny nasaina

  • 18h30-18h45 : Fanompoam-pivavahana

  • 18h45-19h15 : « Tanora kristiana ao anatin’ny taon-jato faha XXI » « Être jeune chrétien au XXI è siècle » ( Pasteure Antema ANDRIAMPARANY)

  • 19h15-19h45 : « Ny fiainam-panahy kristiana : ahy irery ve sa /sy iarahako amin’ny hafa ? » « La spiritualité chrétienne : individuelle et/ou collective ? » (Pasteure Selasoa RANDRIAMAHAZAKA)

  • Hira STK Betela Fahamarinana Paris

  • 19h50 -20h15 : « Ilay olona niova araka ny Romana 12 : 2 » « Un homme transformé selon l’Epître aux Romains 12 : 2 » ( Pasteur Velo Tiana RABEFIRENENA)

  • 20h15-20h30 : Fotoana natokana ho an’ny STK Betela Fahamarinana Paris sy ny biraon’ny Fiangonana

  • 20h30-20h45 : Fotoana ho an’ireo STK nasaina

  • 20h45-21h15 : Ny fianakaviana ara-boajanahary sy ny fianakaviana ara-panahy, tarafina amin’ny tenin’i Jesoa hoe : « Iza moa no reniko, ary iza no rahalahiko ? » (Mat 12 : 48) « Famille nucléaire et famille spirituelle selon la parole de Jésus : « Qui est ma mère et qui sont mes frères ?» (Pasteur Tahiry RAKOTOMANANA)

  • 21h15-21h45 : Fanontaniana sy valiny

  • 21h45-22H00 : Famaranana, fandraisam-pitenenana solotena SP, fisaorana sy vavaka

 

Aorian’ny fotoana dia manasa antsika hiara-hiala hetaheta aminay ao amin’ny Fiangonana ihany.

Ho an’Andriamanitra irery ihany ny voninahitra

Soli De Gloria !

fjkmbetelalogo.png
bottom of page